hasina alias big mama

Elle..
ceii ma soeur elle a 15ans...
elle s'appelle hasina comme je l'ai écris.!7 tof c pr ts lé gens ki la conS..
l aché vo com'z!!
mouah
        hasina alias big mama

# Posté le mercredi 06 février 2008 23:48

Modifié le dimanche 09 mars 2008 08:04

mirado

   mirado
le chou2 d'amour de toute les meufs Lasa tsy naharitra aho mba izaha ilay hasambaranao
Any ambadika any ho any
Ny veloma narahinao tomany
Tsy mety ho adinoina
Fa hatrany anatiko any

Toa tsy ho aiko ny anao veloma anao
Andao ireto masonao manganoano

Tsy mahatsiaro vizana aho raha nioty
Ireo voninkazonao tany an-tany lavitra

Fa ny mody ny ho eo anilanao
No any fanafody hamalifaly anao
.....


(a vous de continuer la chanson)

# Posté le mercredi 06 février 2008 23:30

Modifié le vendredi 22 février 2008 23:44

ma zine et sa copine

lacher vos coms
   ma zine et sa copine

# Posté le mercredi 06 février 2008 00:57

aina cook

IZY NISAONA

Lasa ianao, lasa lavitra any
Nandao ny tany, ilay feno tomany
Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela
Tsy afa-nanoatra fa tsy maintsy nifandao
Lasa ianao, nanalavi-tiana
Dia ilay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana
Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda
Raha ny tiany, fifaliany
No tazominy eo anilany eo
Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny
CHORUS
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Fa voaantso amin'ilay fiainam-baovao
Lasa ianao tsy afa-nampilaza
Izy tavela nitomany toa zaza
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
fa voaantso amin'ilay fiainam-baovao
Fa lasa ianao, izy nisaona
manantena anefa
indray andro ianareo mbola hihaona
Ny ranomasony tsy voatana,
Ny momba anao tsy hainy ho fafana
Ny sainy tsy tony satria ianao tsy eto intsony
efa nialoha lalana
fotoana fohy no niarahana
Tampoka loatra ny fisarahana
Izy mino mitanisa fa hoe misy ilay paradisa
Raha ny tiany, fifaliana
no tazominy eo anilany eo
tsy maintsy nekeny, tsy fidiny
CHORUS
               aina cook

# Posté le mercredi 06 février 2008 00:20

ma pupuce chérie

                                           ma pupuce chérie
prk 1 foto d'elle?

C parceke C L ke j'aime
trop de délire enssenble
j'ai confience en elle
je sais que des fois ya des hauts et des bas
on rit ensemble et on pleur ensemble
le bonne humeur des kon se croise
les échanges de numeros
les secrets
mes parents l'adorent
elle est la personne ki me kné bien
elle me dit de continuer sans regarder derière
elle est ma moitier et mon double

# Posté le mardi 05 février 2008 06:27

Modifié le mercredi 19 mars 2008 00:17